Connexion | Inscription | jeudi 24 mai 2012 | 
 
Récentes Plus vues Mieux notées Commentées Favories Durée
IMIANGALY - Tany (Rolf RAZA)
Regarder IMIANGALY - Tany (Rolf RAZA) Ity tanintsika jerena fa aza variana ianao Mitady ireo harenan’izao tontolo izao Io rano io no aina fa aza variana ianao Aza avela ho maina ho an’ny taranakao Andramo kely anie ilay hoe “Fihavanana” Dia ho rava indray mandeha ireo fanimbàna Arovy ny Tany, tsinjovy ny Tany, aza amidy ny Tany Ilevanantsika jiaby io leretsy e Ny rivotra ho lany fa aza maika ianao Handoro solitany, setroka rehetra izao Ny loto hialàna fa aza kamo ianao Hanary fahatany ny fakofakonao Ny eto an-tany atsaraina fa aza maika ianao Hamonjy lanitra an-tsaina, fihetsika rehetra izao Aleo aho aloha hatory fa tena reraka Ny foko torotoro ho an’ireo manaraka... TANY - ROLF avec Flash Playergasy vidéo madagascar.

Noter cette vidéo

0 Evaluation

Cette vidéo n'a pas encore de commentaires.

Connexion de votre compte, ou sign up à poster vos commentaires.


Photo membres: dzOkonssO  
vidéos: 18
abonnés: 0
Chaines: 0


Description : Ity tanintsika jerena fa aza variana ianao Mitady ireo harenan’izao tontolo izao Io rano io no aina fa aza variana ianao Aza avela ho maina ho an’ny taranakao Andramo kely anie ilay hoe “Fihavanana” Dia ho rava indray mandeha ireo fanimbàna Arovy ny Tany, tsinjovy ny Tany, aza amidy ny Tany Ilevanantsika jiaby io leretsy e Ny rivotra ho lany fa aza maika ianao Handoro solitany, setroka rehetra izao Ny loto hialàna fa aza kamo ianao Hanary fahatany ny fakofakonao Ny eto an-tany atsaraina fa aza maika ianao Hamonjy lanitra an-tsaina, fihetsika rehetra izao Aleo aho aloha hatory fa tena reraka Ny foko torotoro ho an’ireo manaraka... TANY - ROLF
Catégorie: musiques
Tags : gasy Imiangaly malagasy Rolf
Date: juil. 2, 2011 Durée: 4 min 24 sec
Vues: 645  |  Téléchargée: 0  |  Ajoutée aux favoris: 0

Lien

Code d'intégration

 

Partage cette vidéo sur ton réseau

Vidéos