Connexion | Inscription | samedi 26 mai 2012 | 
 
Récentes Plus vues Mieux notées Commentées Favories Durée
ROLF RAZA - IANAO (live)
Regarder ROLF RAZA - IANAO (live) Ianao irery no nofidiako Raha tsisy anao aho dia ho very Ianao no nahasitrana ny foko Any an-kafa aho tsy hijery Ny fitiavako anao mahery Tsy hisy handresy na hamaky Izaho anie tsy hoe manery Tsy mampihorohoro, mampatahotra, tsy mitaky Tsy irery intsony aho Tsy malahelo intsony aho Tsy very intsony aho Tsy ho trotraka intsony aho Satria ianao irery no nofidiako re rahavako Efa ho avy izao ilay andro Hiainako eo akaikinao Ny hasambaranao no tanjoko Ny tsikinao no herin’ny aiko Aza matahotahotra Izaho anie tsy hanary anao Raha sendra misy rivodrivotra Izaho handrakotra anao Tsy ho irery intsony ianao Tsy halahelo intsony ianao Tsy ho very intsony ianao Tsy ho trotraka intsony ianao Satria ianao irery no nofidiako re rahavako ROLF avec Flash Playergasy vidéo madagascar.

Noter cette vidéo

0 Evaluation

Cette vidéo n'a pas encore de commentaires.

Connexion de votre compte, ou sign up à poster vos commentaires.


Photo membres: dzOkonssO  
vidéos: 18
abonnés: 0
Chaines: 0


Description : Ianao irery no nofidiako Raha tsisy anao aho dia ho very Ianao no nahasitrana ny foko Any an-kafa aho tsy hijery Ny fitiavako anao mahery Tsy hisy handresy na hamaky Izaho anie tsy hoe manery Tsy mampihorohoro, mampatahotra, tsy mitaky Tsy irery intsony aho Tsy malahelo intsony aho Tsy very intsony aho Tsy ho trotraka intsony aho Satria ianao irery no nofidiako re rahavako Efa ho avy izao ilay andro Hiainako eo akaikinao Ny hasambaranao no tanjoko Ny tsikinao no herin’ny aiko Aza matahotahotra Izaho anie tsy hanary anao Raha sendra misy rivodrivotra Izaho handrakotra anao Tsy ho irery intsony ianao Tsy halahelo intsony ianao Tsy ho very intsony ianao Tsy ho trotraka intsony ianao Satria ianao irery no nofidiako re rahavako ROLF
Catégorie: musiques
Tags : gasy Rolf Ianao malagasy
Date: juil. 2, 2011 Durée: 4 min 19 sec
Vues: 534  |  Téléchargée: 0  |  Ajoutée aux favoris: 0

Lien

Code d'intégration

 

Partage cette vidéo sur ton réseau

Vidéos