Connexion | Inscription | samedi 26 mai 2012 | 
 
Récentes Plus vues Mieux notées Commentées Favories Durée
ROLF RAZA - Lanitra
Regarder ROLF RAZA - Lanitra LANITRA Ô, aika ny hahita anao aho Maika ny tonga any aho Tonga haka anao aho Ô, mafana ny foko Afanainao ny foko Tia anao ny foko Ô, hiezaka mafy aho Hanao izay mety aho Hahasambatra anao aho Tsy hampanantena anao lanitra aho Fa izay keky vitako, ho anao tsy isaiko Ô, io aloha io ianao Miandry ahy ianao Tia ahy ho ahy ianao Ô, hainoy aho ry Raiko Izy irery no mba haiko Ampihira ny aiko Ô, raha hamela taranaka aho Izy irery no avelako ho reny Izy irery no hanambara amiko hoe « eny » Ô, hoatran’ny hoe manonofy aho Hoatran’ny hoe tsy te hifoha aho Aza fohazina fa tena tia aho Tsy hampanantena anao lanitra aho Fa izay keky vitako, ho anao tsy isaiko Ô, maika ny haka anao aho Maika ny ho tonga any aho Satria tia anao aho... ROLF avec Flash Playergasy vidéo madagascar.

Noter cette vidéo

0 Evaluation

Cette vidéo n'a pas encore de commentaires.

Connexion de votre compte, ou sign up à poster vos commentaires.


Photo membres: dzOkonssO  
vidéos: 18
abonnés: 0
Chaines: 0


Description : LANITRA Ô, aika ny hahita anao aho Maika ny tonga any aho Tonga haka anao aho Ô, mafana ny foko Afanainao ny foko Tia anao ny foko Ô, hiezaka mafy aho Hanao izay mety aho Hahasambatra anao aho Tsy hampanantena anao lanitra aho Fa izay keky vitako, ho anao tsy isaiko Ô, io aloha io ianao Miandry ahy ianao Tia ahy ho ahy ianao Ô, hainoy aho ry Raiko Izy irery no mba haiko Ampihira ny aiko Ô, raha hamela taranaka aho Izy irery no avelako ho reny Izy irery no hanambara amiko hoe « eny » Ô, hoatran’ny hoe manonofy aho Hoatran’ny hoe tsy te hifoha aho Aza fohazina fa tena tia aho Tsy hampanantena anao lanitra aho Fa izay keky vitako, ho anao tsy isaiko Ô, maika ny haka anao aho Maika ny ho tonga any aho Satria tia anao aho... ROLF
Catégorie: musiques
Tags : gasy clip malagasy Rolf Raza
Date: juil. 2, 2011 Durée: 2 min 41 sec
Vues: 436  |  Téléchargée: 0  |  Ajoutée aux favoris: 0

Lien

Code d'intégration

 

Partage cette vidéo sur ton réseau

Vidéos